-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/34.txt

1 line
387 B
Plaintext

\v 34 Fagnoharana no nignambaran'i Jesôsy iregny raha-marobe iregny tamin'ny fokonolona; de tsy nizaka na ino na ino tamin'iary zareo afa-tsy tamin'ny fagnoharana Izy. \v 35 Zany de mba hahatanteraka zay nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany, ndreka nizaka Izy hoe: "Zaho hamoaka-vava amin'ny alalan'ny fagnoharana. Hizaka raha zay navony hatramizay nagnorenana zao tontolo zao Zaho."