-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/31.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 31 Aveo Jesôsy nampiseho fagnoharana raika hafa tamin'iary zareo. Nizaka Izy hoe: "Ny fanjakan'ny lanitra de ôtrany voatsinampy zay nalain'ny lilahy raika ka nafafiny tamin'ny tanimboliny.\v 32 Io voa io tegnany de tena voa bitaka indrindra amin'ny voa hafa marobe. Fa ndreka maniry izany, de leibe nony iregny raha-maniry ao amin'ny tanim-boly. Manjary kakazo zany, mba hitongavan'iregny vorogn'ny habakabaka ka hagnano ny tragnon'iary zareo amin'ny ratsagnany."