-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/29.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 29 Nizaka ny tompon'ny tany hoe: 'a! a!. Satria ndreka magnavotra ny tsimparifary anareo, de mety hagnavotra ny vahatrin'ny vary miaraka amin'azy koa. \v 30 Avilay hiaraka haniry izy roy ambarampatonga ny fambilezana. Amin'ny fotôgna ambilezana de hizaka amin'ny mpambely zaho hoe: "Alay ekany aloha ny ahi-dratsy de fatory iaby mba hagnorôna an'azy, ka aotrohy amin'ny tragnambo koza ny vary.""'