-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/27.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 27 Tonga ny mpisan'ny tompon'ny tany de nizaka tamin'azy hoe: 'Tompoko, tsy namafy vô tsara tamin'ny tanimbary ma anao a? Ka nagnino izy amizao no misy vôn-tsiparifary?'\v 28 Nizaka izy tamin'niary zareo hoe: Nisy fahavalo nagnano an'zany.' Nizaka ny mpiasa tamin'azy hoe: 'Ka tenao ma ny handiananay magnavotra azy reo?'