-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/24.txt

1 line
374 B
Plaintext

\v 24 Nizaka fagnoharana raika hafa tamin'iary zareo jesôsy. Nizaka Izy hoe: "Ny fanjakan'ny lanitra de kara ny lilay raika zay namafy vô tsara tamin'ny tanimbariny.\v 25 Ka ndreka nandry ny olona, de tonga ny fahavalony de namafy vôn-tsimparifary my koa tamin'ireo vary de nandea.\v 26 Ndreka naniry ny vary aveo namoaka ny vôny, de naniry my koa ny vôn-tsimparifary