-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/22.txt

1 line
434 B
Plaintext

\v 22 Ny nafafy tamin'ny ala na fatsy, io ny olona zay maregny ny raha zakaina, kanefa ny fiahiahian'izao tontolo zao amban'ny fitaky ny harena no mamatotra ny zaka, ka de lasa tsy namoa izy. \v 23 Ny nafafy tamin'ny tany tsara koza, io no olona zay maregny ny zaka ka mahazo an'zany. Ka mamoa vôkazo izy sady mahatonga ny vô raika, hagnome avo zato heny mihôtra zay nambolena, ny sanagny enim-polo, ny sanagny avo telo-polo heny."