-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/18.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 18 Ka de mitenoa ny fagnoharana ny amin'ny mpamboly raika zay namafy ny vôny.\v 19 Ndreka misy maregny ny zakan'ny fanjakana nefa tsy mahazo an'zany, de avy ny ratsy ka magnavotra zay naparaka tao am-pony. Io ny vô naparaka tamoron-dalana.