-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/07.txt

1 line
270 B
Plaintext

\v 7 Latsaka tagnatiny ala na fatsy ny voa hafa. Naniry ny fatsy de nanery azy reo. \v 8 Ny voa hafa latsaka tamin'ny tany tsara de namoa vôny tsara, ny sanagny avo zato heny, ny sanagny enim-polo, de ny sanagny telo-polo heny. \v 9 Zay manan-tadigny, ôka izy hiteno."