-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/18.txt

2 lines
329 B
Plaintext

\v 18 Na mbola nizaka an'zany raha zany Jesôsy, de igny, nisy manam-pahefana raika tonga ka niankohoka teo amin'Azy. Nizaka izy hoe: "Maty niany zao ny zanako viavy, fa tongava ka
apetrao eo amin'azy ny tagnanao, de ho velona izy."\v 19 Aveo nitsangana Jesôsy ka nagnaraka an'azy, de nagnano kara an'zany koa ny mpianatrany.