-x-antambahoaka_mat_text_reg/04/21.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 21 Na mbola nandeha Jesôsy de nahita ampiralahy akôtran'izy roy, de i Jakoba zanak'i Zebedeo, de i Jaona ralahiny.Nagnano ny haratony tan-dakana ary zareo niaraka tamin'i Zebedio iaban'iary zareo. Nagnatso an'iary zareo Izy,\v 22 Tselatsela teo my de niala ny lakanany sy Iabany iary zareo de nagnaraka an'Azy.