-x-antambahoaka_mat_text_reg/03/07.txt

1 line
463 B
Plaintext

\v 7 Ndreka nahita an'ny Fariseo amban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro taminareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka manangana zanaka ho an'i Abrahama amin'itôgny vato itôgny.