-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/28.txt

1 line
426 B
Plaintext

\v 28 Nefa na mamôka ny devoly amin'ny alalan'ny Fanahin'Andriamanitra zaho, de tonga aminareo ny Fanjakan'Andriiamanitra. \v 29 Amin'ny fomba kara ino no ahafahan'olona miditra andragnony lilahy matanjaka ka mangala reo fanagnany na tsy fatorana aloha ny lilahy matanjaka? Aveo vo hangala ny fanagnany andragnony izy.\v 30 Ndregny tsy miaraka amin'Aha de manohitra an'Aha, de zay tsy mitambatra miaraka Amiko de miparitaka.