-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/03.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 3 Ka Jesôsy nizaka an'iary zareo hoe: "Mbola tsy namaky ny raha namboarin'i Davida ma anareo, ndreka mosarena izy, sy lilahy marobe niaraka tamin'azy?\v 4 Niditra tandragnon' Andriamanitra izy de nihinagna ny mofo ny fanatrehana, zay tsy mety tamin'ny amban'ny niarkatamin'azy ny nihinagna an'zany, nefa mety ho an'ny lebe ny mpisorona raika my.