1 line
328 B
Plaintext
1 line
328 B
Plaintext
\v 4 I Jaona de nagnatao lamba volon-drameva sy fehikibo hoditra tamin'ny andilagnany. Valala mbana tintely remby no fohaniny.\v 5 De Jerosalema, Jodia, mban'ny faritra marobe magnodidigna an'ny tegnaranon'i Jordana de nagnatogna an'azy.\v 6 De nataony batisa tamin'ny tegnarano Jordana iary zareo, ndreka nagneky ny fahotany. |