\v 28 Ndreka avy nizaka ny reo Jesosy, de varena tamin'ny fampianarany ny fokonolona, \v 29 satria nampianatra an'iary zareo kara ny olona managna fahefana mako Izy, fa tsy kara ny mpanora-dalana an'iary zareo.