-x-antambahoaka_mat_text_reg/07/18.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 18 Ny kakazo tsara de tsy afaka ny ho ratsy vôny, karan' zany my koa ny kakazo ratsy de tsy afaka ho tsara ny vôny.\v 19 Ny kakazo marobe zay ratsy vôny de ho tapaina de hatsipy agnaty afo.\v 20 Noho zany, de ho lalanareo amin'ny vôny iary zareo.