-x-antambahoaka_mat_text_reg/07/07.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 7 Mangataha, de amena anareo zany. Meragna, de hahita anareo. Dondogny, de hovoaina ho anareo zany.\v 8 Fa ny marobe magnataka, de mahazo; ny marobe miharagna, de mahita; mban'ny olona mandondogna, de ho vohaina.\v 9 Zovy aminareo, ndreka angatahin'ny zanagny mofo, no agnome vato an'azy? \v 10 Na ndreka angatahina laoka, de hagnome bibilava an'azy?