-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/22.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 22 Ka ndreka regniny fa i Arkelosy no nanjaka tagny Jodia nisolo an'i Heroda iabany, de natahotra ny hoagny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy de nenga de nandea tagny amin'ny faritr'i Galilia izy, \v 23 de nimpetraka tao amin'ny tanàna atao hoe Nazareta. Zany de nagnatateraka ny vôzaka tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe: "Nazarena no hagnatsovana an'azy."