-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/01.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy tagny Betleheman'i Jodia tamy andron'i Heroda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilay manam-pahalalana aviangy agny atsignana nizaka hoe: \v 2 "Aza Izy zay teraka ho mpanjaka ny Jiosy? Nahita kitana avy agny atsignana zahay de tonga hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'zany Heroda mpanjaka, de nangorohoro izy, amban'ny Jerosalema marobe niaraka tamin'ny.