-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/33.txt

1 line
444 B
Plaintext

\v 33 Amboary tsara ny kakazo de hamoa tsara zany, na amboary ratsy ny kakazo de hamoa ratsy zany, fa fantatra amin'ny vôny ny kakazo.\v 34 Anareo taranaka menaragna, Satria ratsy fanahy anareo, ka de akory no ahafanareo izaka raha tsara? Fa avy amin'ny haben'ny ao am-po no izakany vavany.\v 35 Ny olona tsara managna harena tsara ao am-pony de mamokatra ny tsara, ka ny olona ratsy de managna harena ratsy ao am-pony de mamokatra ny ratsy.