-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/26.txt

1 line
280 B
Plaintext

\v 26 Na satana mandrôka satana, de miady an-dragno izy. De ahôna arka no hampitsangana ny fanjakany? \v 27 Ka na mamôka ny devoly amin'ny alalan'i belzeboba Zaho, de amin'ny alalan'iza koza no androahan'ny zanakareo an'iary zareo? Nony atony zany de ho mpitsaranao iary zareo.