-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/01.txt

1 line
309 B
Plaintext

\v 1 Tamin'ny fotôna zany Jesôsy de nandea namakivaky ny tanimbary tamin'ny andro Sabata. Mosarena ny mpianatrany ka nambely salohim-bary kade nihinana reo. \v 2 Ndreka hitan'ny fariseo zany de nizaka iary zareo tamin'ny Jesôsy hoe: "Jahavo, ny mpianatranao fa mangano raha tsy ara-dalàna amin'ny sabata."