-x-antambahoaka_mat_text_reg/12/43.txt

1 line
497 B
Plaintext

\v 43 Ndreka nisy fagnahy ratsy nenga tamin'ny lilahy raika, de mandalo tany tsisy na ino na ino izy ka miaragna fijanognana, nefa tsy mahita an'zany. \v 44 De mizaka hoe: "Hierigna agny amin'ny tragno neveko zaho.' Ka dreka tonga, de nahita fa vôfafa ny tragno sady milamina. \v 45 De nandeha izy ka nitondra fanahy fito ratsy noho an'azy, de nipetraka tao izy marobe. Aveo de ne ratsy nony tamin'ny vôlohany ny nefarany lilahy zany. De karan'zany koa ny amin'ity taranaka ratsy fagnahy ity."