-x-antambahoaka_mat_text_reg/03/10.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 10 \v 11 \v 12 Efa nampetraka eo fotorana kakazo ny vilay. Ka ny kakazo marobe zay tsy mamoa vôny tsara de hotampaina ka hatsipy agny gnaty afo. Magnano batisa anareo amina rano ho amin'ny fivalozana zaho. Fa mahery noho zaho Izy tonga afarako, na zaho aza de tsy sahaza na ny hitondra ny kapany. Hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina ambana afo Izy.