1 line
435 B
Plaintext
1 line
435 B
Plaintext
\v 3 Nagnino anao na mijery ny potika sasangotra bitaka agnatin'ny mason'ny ralahinao, nefa ny kakazo agnatin'ny masonao tsy hitanao? \v 4 Ahoana no hizakanao ny ralahinao hoe: 'Abilay zaho hangala ny potika sasangotra agnaty ny masonao,' na mbola misy kakazo agnaty ny masonao?\v 5 Ry mpiatsaravelatsihy! Alay eky ny kakazo agnaty masonao, amizay ianao mahita tsara de afaka mangala ny potika sasangotra amin'ny mason'ny ralahinao. |