-x-antambahoaka_mat_text_reg/22/15.txt

1 line
500 B
Plaintext

\v 15 aveo nandea ny fariseo de nagnomagna ny fomba mety hamandriana an'i jesôsy amin'izay nozakainy. \v 16 Aveo de nirahan'iary zareo handea agny ny mpianatra, niaraka tamin'ny Herodiana. Nizaka tamin'ny Jesôsy iary zareo hoe: "Ry mpampinatrô, lalanay fa marina anao, ka mampianatra ny lalan'andriamanitra amin'ny marina. Tsy mandraraha ny hevitry ny hafa Anao, de tsy mizaha vilagna.\v 17 Nony zany zakay aminay, ino ny hevitr'Anao? Ara-dàla ma ny fagnefan-ketra agny amin'ny Kaisara sa tsia?"