|
\v 13 Aveo nizaka tamin'ny mpiasany ny mpanjaka hoe: 'Fatory nitagnany amban'ny tongotrany io lilahy oi ka atsipizo amin'ny mizigna agny ivelany izy, fa agny no misy fitomagniana ambany fikitrohanify.\v 14 Ka olona marobe natsovana, nefa vitsy no voafidy. |