-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/54.txt

1 line
524 B
Plaintext

\v 54 Aveo Jesôsy nandea tamin'ny tanàna misy an'azy ka nampianatra an'iregny fokonolona tao amin'ny fiangonan'iary zareo. Vokan'zany de talanjogna iary zareo ka nizaka hoe: "Avy aiza ma nazahoan'ity lilahy ity ny fahalalana mbaminy iregny fahagagana iregny?\v 55 Tsy io lilahy io ma zanakin'ny mpandrafitra? Tsy Maria ma no hagnatsovana an'i endriny?Tsy Jakôba, i Jôsefa, i Simôna, de i Jodasy ma no rahalahiny?\v 56 Tsy miaraka amintsena ma iregny anakaviny marobe? Avy aiza ma nazahoany iregny raha marobe iregny?"