-x-antambahoaka_mat_text_reg/13/03.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 3 Aveo Jesôsy nizaka raha maro tamin'iary zareo tamin'ny fagnoharana. Nizaka Izy hoe: "Nisy mpamboly raika nandea nivôka hamafy voa.\v 4 Ndreka izy namafy igny, de nisy voa sanagny latsaka tamoron-dalana, de tamy ny vorogna ka nihinagna azy. \v 5 Ny voa hafa ndreka de latsaka tami'ny tany be vato, zay tsy nahazo ny nofon-tany tsara. Tongade naniry, satria tsy laligna ny tany.\v 6 Ka ndreka niposaka ny masoandro, de maina satria tsisy vahany,ka de nalazo.