1 line
324 B
Plaintext
1 line
324 B
Plaintext
\v 9 Nreka nandrorogna ny tendro mbohitra iary zareo, de nandidy an'azareo Jesôsy, nizaka hoe: Aza mikorana ny fahitan'izao na amin'iza na amin'iza mandram-pitsangan'ny Zanak'Olona tamin'ny maty.\v 10 Nagnotany an'Azy ny mpiananany nizaka hoe: "magnino ma ny mpanora-dalàna no mizaka fa Elia de tsy metsy ho tonga aloha?" |