1 line
513 B
Plaintext
1 line
513 B
Plaintext
\v 22 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe : "Tsy fantatrareo ny raha angatahinareo. Afaka hinagna amin'ny kapoaka zay ho aniko ma anareo ?" Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô zahay .» \v 23 De nizaka Izy tamin’iary zareo hoe : "Ihinagna ny kapoakako tokôtra ma anareo? Fa ny hitometra amin’ny tagnako ankavanana sy amin’ny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa an’ny zegny efa nomagnin'Iabako." \v 24 Ndreka naregny an’igny ny mpianatra folo lahy hafa, de vignitra be tamin’azy mirahalahy. |