\v 34 Zakaiko tsara aminareo, fa tsy ho lany taranaka ity mandra-pivôka an'ny raha marobe zany.\v 35 Tsy hisy koa ny lanitra mban'ny tany, fa ny zakako de tsy mba ho fôgna mandrakizay.