-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/37.txt

1 line
195 B
Plaintext

\v 37 De nizaka izy tamin'iregny mpianatrany hoe: "Be ny vokatra, fa iregny mpiasa no vitsy.\v 38 Nony zany mizakà malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa egny amin'ny vokatra."