-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/35.txt

1 line
424 B
Plaintext

\v 35 Nandea nitety an'iregny tanàn-dehibe sy iregny vohitra marobe Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'iregny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka iregny karazan'aretina marobe sy iregny karazana fahararena maro.\v 36 Ndreka nahita an'iregny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo.