-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/29.txt

1 line
355 B
Plaintext

\v 29 Aveo nikasihin'i Jesôsy ny mason'iary zareo de nizaka hoe: "Ho tonga aminareo araka ny finoanareo ane zany,"\v 30 ka nahita ny mason'iary zareo. Aveo Jesôsy namepetra an'iary zareo de nizaka hoe: "Aoka mba tsy hizaka an'zao amin'olona anareo."\v 31 Fa nandea izy roy lay ka nampiparitaka ny vaovao mikasika an'zany nagneragna zany faritra zany.