-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/14.txt

1 line
423 B
Plaintext

\v 14 Aveo nagnatogna an'azy iregny mpianatr'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino zahay sy iregny fariseo nah mifady hanina matetika, fa iregny mpianatranao koja tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety mifady hanina va ny havan'iregny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra eo amin'iary zareo, de amin'zay iary zareo vô hifady hanina.