-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/10.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 10 Na nipetraka hihinagna tan-dragno Jesôsy, igny, mpagnala hetra sy olona mpanota maro no tonga sady niaraka nihinagna tamin'i Jesôsy sy ny mpianatrany. \v 11 Ndreka nahita an'zany ny fariseo, de nizaka tamin'iregny mpianatrany iary zareo hoe: "Nagnino ny mpianatranao nah miaraka mihinagna amin'ny mpagnala hetra sy ny olona mpanota?"