-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/07.txt

1 line
401 B
Plaintext

\v 7 Aveo de nitsangana i lilay igny ka nandea tan-dragnony.\v 8 Ndreka nahita an'zany ny fokonolona, de gaga iary zareo ka de nidera an'Andriamanitra, zay nagnome fahefana ôtrany zany ho an'ny olona.\v 9 Na negna teo Jesôsy, de nahita lilay natao hoe Matio Izy, zay nipetraka teo amin'ny tragnon'ny fagnalana hetra. Nizaka Izy tamin'azy hoe: "Magnaraha anaha." Nitsangana izy ka nagnaraka an'Azy.