-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/03.txt

1 line
518 B
Plaintext

\v 3 Ka, ny sanagny tamin'iregny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka ratsy io lilay io." \v 4 Fantan'i Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo nah mieritreri-dratsy ao am-ponareo?\v 5 Fa ino no tena mora ny mizaka an'azy hoe: 'Vôvela ny helokao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna ka mandiana?' \v 6 Fa mba ho lalanareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, batay ny fandrenanao, de modia anao."