-x-antambahoaka_mat_text_reg/09/01.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 1 Niditra tan-dakana Jesôsy, nitsaka, de tonga tagny an-tanànany.\v 2 Ka, nisy lilay marary rekitra nandry tam-pandrena nandaon'iary zareo tamin'Azy. Ndreka nahita ny finoan'iary zareo Jesôsy, de nizaka tamin'ny marary rekitra Izy hoe: "Anaka, afaka anao. Efa voavela ny helokanao."