-x-antambahoaka_mat_text_reg/07/15.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 15 Mitadrema amin'ny mpaminagny sandoka, zay magnatonga anareo amin'ny fisikinan'ondry nefa izy de amboadia tena mpihaza.\v 16 Avy amin'ny voany no afantaranareo an'azy reo. Mambely voaloboka egny amin'ny fantsy ma ny olona, na aviavy egny amin'ny sisasisa avy nambelezana?\v 17 Mitovy amin'ny zany, ny kakazo tsara marobe de mamôka voatsara, fa ny kakazo ratsy de mamôka voa ratsy.