-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/19.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 19 Ndreka maty i Heroda, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'ny nofy tamin'i Josefa tagny Egypta nizaka hoe: \v 20 "Mifohaza de andosy ny zaza amban'ny endriny de mandiana agny Israely, fa maty reo nifofo ny aignan'ny zaza."\v 21 Nifoha Josefa, nandaony zaza amban'ny endriny, de nande tagny Israely.