-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/17.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 17 De tanteraka ny zaka zay nozakainy tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany hoe: \v 18 "Nisy feo regny tagny Rama, fitomagnizana amban'ny fisaonam-be, mitomagny non'ny amin'ny zanagny i Rahely, sady tsy nagneky ampanginina izy, satria efa dila iary zareo."