-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/13.txt

1 line
521 B
Plaintext

\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjely Tompo nivôka tamin'ny nofy tamin'i Josefa Ka nizaka hoe: Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mitomera agny mandra-pizakako aminao, fa Heroda de miharagna ny zaza mba hamoneny an'azy."\v 14 Tamin'ny alila igny my Josefa de nitondra ny zaza amban'ny endriny ka nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Heroda.\v 15 Zany de nagnatateraka zay nozakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Natsovako hiala tagny Egypta ny Zanako."