-x-antambahoaka_mat_text_reg/02/04.txt

1 line
446 B
Plaintext

\v 4 Nandaon'i Heroda niaraka tamin'azy ny lebeny'ny mpisorona marobe amban'ny mpanora-dàlanan'ny olona, de nagnotany an'iary zareo izy hoe: "aza no nahaterahan'i Kristy?" \v 5 Nizaka tamin'azy iary zareo hoe: "Ao betleheman'i Jodia, Ka izao no nosoratany mpaminany hoe:\v 6 Ka anao, Betlehema, agny amin'ny tanin'i Joda, de tsy bitaka loatra amin'ny mpitondra an'i Joda. fa avy aminao ny hatongavan'ny mpanapaka zay hiambina ny oloko Israely."