-x-antambahoaka_mat_text_reg/15/12.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 12 Aveo nagnantogna ny mpianatra sady nizaka tamin'i Jesôsy hoe: "Fantanareo ma vignitra ny Fariseo ndreka naregny ny zaka izany?" \v 13 Jesôsy namaly de nizaka hoe: "Ndregny raha maniry zay tsy nambolen' Iabako agny an-danitra de ho foagnana aby. \v 14 Avelay iary zareo ho eo, iary zareo de mpitarika ny jamba. Ndreka misy olona jamba raika mitarika jamba raika de samby hivarigna an-kady izy roy."