-x-antambahoaka_mat_text_reg/06/08.txt

1 line
344 B
Plaintext

\v 8 Dikan'izany, aza magnano karan'iary zareo, fa ny Abanareo de efa mahalala ny raha ndregny eragninareo meloha ny angatahanareo amin'Azy. \v 9 Dikan'izany mivavaha karan'izao hoe: 'Abanareo zay any an-danitra, ho hamasinina anie ny agnaranao. \v 10 Ho tonga ny fanjakananao. Hatao anie ny sitraponao ety an-tany kara ny agny an-danitra agny.