-x-antambahoaka_mat_text_reg/19/20.txt

1 line
419 B
Plaintext

\v 20 I zaza lilay igny nizaka hoe: "Efa nitanteraiko aby ny raha marobe zany. Ino mbola ataoko?"\v 21 Jesôsy nizaka tamin'azy hoe: "Nah magniry ho tanteraka anao, de mandiana, amidio zay anagnanao, de omeo ny sahirana, fa hanagna harena agny an-danitra anao; de avia, magnaraha anaha."\v 22 Fa ndreka naregny zay nizakain'i Jesôsy i zaza lilay igny, de nandea tamin'ny alahelo izy, satria nanagna fanagnana marobe.