-x-antambahoaka_mat_text_reg/18/18.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 18 Zakaiko marina aminareo, na ino na ino fatoranareo ety amboniny tany de fatorana agny an- dagnitra ary na ino na ino avelanareo ety an-tany de voavela agny an-dagnitra.\v 19 De zakaiko aminareo ndreka hoe: "Naha misy roy aminareo magneky eto an-tany ny amin'ny raha marobe angatahin'iary zareo, de ho atao ho an'iary zareo zany amin'ny alalan'ny Iabako zay agny an-dagnitra. \v 20 Fa na aiza misy roy na telo miara-mivory amin'ny Agnarako, de eo antegnategnan'iary zareo Zaho."