-x-antambahoaka_mat_text_reg/11/01.txt

1 line
351 B
Plaintext

\v 1 Fa ndreka avy nampianatra ny mpianatrany roy ambin'ny folo Jesôsy, de nenga teo Izy hampianatra sady hitory agny amin'ny tanànan'iary zareo.\v 2 Fa ndreka regnin'i Jaona tam-mpigadrana ny mikasika ny asan'i Kristy , de nampitondra hafatra an'ny mpianatrany izy\v 3 ka nizaka hoe :"Anao ma ilay tokana ho avy io, sa tokony hiaragna hafa anay?"